| Entry | 1 mamongady |
| Root | 2 vongady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mividy mitambatra
5 Manavosa, manao antontany [1.1] |
| Explanations in English |
6 to sell at wholesale
[1.7] |
| Explanations in French |
7 entasser, acheter en bloc
[1.3] 8 vendre en gros [1.8] |
| Examples |
9 Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety.
[2.332#]
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 14 Economy: trade |
| Updated on 2025/09/12 |
|