|
|
|
|

Entry1  mamokaiky
Root  2  vokaiky
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miketrona: Mamokaiky ny hoditra rehefa maina
Mionkina, miforitra: Mamokaiky ny sokina, rehefa kasihina
Milefitra, miforitra: Namokaiky notsindrian' ny entana ilay Ingahibe [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  mivokaiky

Updated on 2025/09/12