| Entry | 1 mamofompofona | 
| Root | 2 fofompofona | 
| Part of speech | 3 active verb | 
| Explanations in English | 4   to smell rank, to be ill-flavoured, to stink. [1.2] | 
| Explanations in French | 5   qui a une faible odeur agréable [1.196] | 
| Examples | 6   mamofompofona Senegaly anie ialahy izany e!
[2.643] 7 Dia notsipahina tsikelikely araka izany koa ny lalàm-pitondrantena izay mbola mamofompofona fivavahana. [2.285] | 
| Morphology | 
 | 
| Updated on 2025/09/12 |   |