| Entry (1/2) | 1 mamoa |
| Root | 2 voa |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to bear fruit.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 porter des fruits.
[1.8, 1.196] 7 fructifier. [1.196] |
| Examples |
8 Mety maniry izy saingy tsy mamoa.
[2.117]
9 ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357] 10 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 15 Botany: (in general) |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 17 mamoa |
| Root | 18 voa |
| Part of speech | 19 active verb |
| Explanations in English |
20 used as follows; mamoa fady.
[1.7] |
| Explanations in French |
21 s'emploi dans l'expression mamoa fady.
[1.8] |
| All compound words | 22 3 combinations of this word |
| Anagrams | 23 mamao, 24 mamoa |
| Updated on 2025/11/11 |
|