Entry mamizatra (vizatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miteny olona miriadriatra: Tsy tiako Rangahy io fa mahery mamizatra mpiasa aoka izany erỳ [Rajemisa 1985]
French definition parler contre quelqu'un avec un air furieux, en contractant les traits, la figure [Abinal 1888]
Morphology 
mamizatra
namizatra
hamizatra
mamizata

2013/03/17