Entry (1/2) | 1 mamiratra |
Root | 2 firatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho [1.1] |
Explanations in English |
5 To shine, to give light. [1.2] |
Examples |
6 Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava.
[1.437#]
7 Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353#] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mamirapiratra |
Entry (2/2) | 12 mamiratra |
Root | 13 firatra |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in Malagasy |
15 Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra [1.1] |
Explanations in English |
16 to be luminous. [1.2] |
Anagrams | 17 mamaratry, 18 mamaritra, 19 mamiratra, 20 miramatra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |