|
|
|
|

Entry1  mamindro
Root  2 mindro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo.. [1.1]
5 mitanina afo. [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  6 to warm oneself at the fire. [1.7]
Explanations in French  7 se chauffer au feu. [1.8]
Examples  8  Hariva tsy mba mamindro; [2.69#]
9  Raha mamindro lavitry ny afo mangatsiaka. [2.346#46]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14 manao kely tsy mba mamindro
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09