Entry | 1 maminany |
Root | 2 vinany |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1] |
Explanations in English |
5 to guess; to predict [1.7] |
Explanations in French |
6 deviner; prédire [1.3, 1.8] 7 conjecturer, prophétiser [1.3] |
Examples |
8 Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany
[2.296#]
|
Morphology |
|
Anagrams | 13 maminany, 14 manimina, manimìna, 15 naminamy |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |