| Entry | 1 mamia |
| Root | 2 fia |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy.
5 Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay. 6 Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc..
[1.2] |
| Examples |
8 Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy.
[2.857#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 mamay, 15 mamia |
| Updated on 2025/11/02 |
|