|
|
|
|

Entry1  mamely tampoka
Elementary words  2 mamely, 3 tampoka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Mamely tsy ampoizina, mamely am-pitaka: Mamely tampoka ny fahavalo ka aoka ho malina mandrakariva [1.1]

Updated on 2025/09/12