|
|
|
|

Entry1  mamelovelo
Root  2 velovelo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miseho na hita manjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky io tononkalo io
5 Mahatsiaro mangotsoka any amin' ny aty fanahy any!: Tsy nahateny izy, fa ny any am-pony no tsaroany namelovelo [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
All compound words  9 mamelovelo fo

Updated on 2025/11/09