| Entry | 1 mamatoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] kanonta: Lehe voazera mamatoka manjakaben'ny tany ko save folaka dia tsa mba hay raha (Raha voakapoka kanonta manjakaben'ny tany dia folaka tsy misy azo ataon'inon' inona intsony)
[1.78] |
| Anagrams | mamatoka, 4 mamotaka |
| Updated on 2026/02/04 |
|