| Entry | 1 mamarapiaka |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] mamirapiratra, manjopiaka: Ataovo soa ra ny maso fa raha mamarapiaka dia koa afo ny fitaratsa (Tandremo tsara re ny maso fa zavatra manjopiaka sahala ny afo ny fitaratra)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|