|
|
|
|

Entry1 mamaotse
Part of speech  2 active verb
Explanations in Malagasy  3 mamitaka, manambaka: Ny soken-telo hoe ko ny olo telo izay mitadia mesa ro ta-hamaotse ny namane (Ny sokina telo ary ny olona telo ka izay mila antsy no te-hanambaka ny namany) [Betsileo] [1.78]

Anagrams  4 mamaotse, 5 mamoatse

Updated on 2025/09/12