|
|
|
|

Entry1  mamakitratra
Elementary words  2  mamaky, tratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy )
Explanations in English  5  [1.7] a measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard
Explanations in French  6  [1.4.fr#860, 1.8] yard
7  [1.8, 2.415#6695] une demi-brasse
8  [1.8] mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts
9  [2.415#6695] de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement.
Examples  10  [2.366] Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra;
11  [2.366] Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia;
12  [2.69] ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc.
Vocabulary  13  Space
Analogs  14  mamakytratra

Anagrams  15  mamakitratra, mamaky tratra

Updated on 2025/01/21