Entry mamadiditra (fadiditra (diditra))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana?
¶ Mandadina amy, mifadiditra amy...: Mamadiditra amin'ny hazo ny vahy [Rajemisa 1985]
French translation   entortiller, rouler autour, entrelacer: Aoka hamadiditra ity tady ity amin' ny filanjana isika mba hanamafy azy (Entortillons cette corde autour du bras du palanquin pour le consolider) [Abinal 1888]
Morphology  
mamadiditra
namadiditra
hamadiditra
mamadidira
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/07/12