|
|
|
|

Entry (1/2)1  maly
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 [Bara] dia, haolo [1.78]
4 [Sihanaka] matahotra olona, dia [1.78]
5 [Tanosy] kaody, matahotahotra [1.78]

Entry (2/2)6  maly
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 [Bara] omby, fananana, izay rehetra harena (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353#62]

Anagrams  9 lamy, 10 lima, maly, 11 mila, milà

Updated on 2026/02/13