Entry malemy maozatra (lemy, hozatra)
Part of speech expression
Malagasy definition Miseho ho malefaka nefa madity, atao koa hoe malemy tsy azo [Rajemisa 1985]
Examples Rian-kevitra malemy maozatra izy, nefa, mahagaga [Andriamalala: Fanagasiana, page 6]

2014/09/19