Entry | 1 malefadefaka |
Root | 2 lefadefaka |
Part of speech | 3 adjective |
Examples |
4 [2.285#] Tsara feo izy, malefadefaka am-pihainoana. 5 [2.445#] Ny ankizy vavy kosa nifidy asa somary malefadefaka mifanaraka amin' ny toe-batany. 6 [2.606#] Manampy ny lahy koa anefa izy amin'ny asa fambolena malefadefaka toy ny famafazam-boa. |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |