| Entry | 1 malaza ratsy |
| Elementary words | 2 malaza, 3 ratsy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy.
6 Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ. [1.1#563] |
| Examples |
7 Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana
[2.313#131]
8 ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369] |
| Updated on 2025/09/12 |
|