Entry makrame
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Harona makarakara fitondranjavatra, vita amin' ny rofia norandranina ka asiana haingony izay ahorona tsirairay hatrany toy ny manao halana boribory ka ampifandraisina amin' ny vatany mba hahamafy azy; tsy ho fitondranjavatra ihany no hanaovana ny makrame fa azo anaovana haingon-trano na efi-damba koa izy ka amin' izay izy mibikana takelaka lava sy lehibe ary indraindray atao efamira ilay haingony boribory [1.1]
Origin French: macramé.

Updated on 2020/07/31