Entry | 1 makajany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba fampanofana tanimbary ka ny tompony no miantoka ny masomboly ary isasahana ny vokatra rehefa tafaverina ny masomboly nosamborina [Tsimihety]
|
Anagrams | 4 makajany, 5 manjaika, 6 miakanja, 7 mianjaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |