|
|
|
|

Entry1  makadiribe
Elementary words  2 makadiry, 3 be
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe.
6 Ngezabe, goaibe.
7 Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ?. [1.1]
Examples  8  ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany. [2.649#]
Synonyms  9 makadiry

Updated on 2025/09/12