Entry | 1 maisatra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta [1.1] 4 mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [1.13] |
Explanations in French |
5 apre, âcre, visqueux [1.3] 6 visqueux [1.13] 7 qualité des sucs végétaux très âcres. [1.196] |
Examples |
8 ny voany tsy vanon-ko inona, fa maisatra tsy fihinana, ary tsy azo atao na inona na inona.
[2.996#]
|
Derivatives |
|
Analogs | 10 handatra |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |