| Entry | 1 main-kandriña |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] tsy mahalala menatra, tsy vaky atatra: Kilonga ko miadiady foana dia tsa main-kandrina lehe i Rakamisy ioio (Ankizy ka miadiady foana dia tsy mahalala menatra raha i Rakamisy io)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|