Entry mailo
Part of speech adjective
Malagasy definition Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana [Rajemisa 1985]
French translation prudent [Rajaonarimanana 1995]
Derivations 
Examples 
1Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [Andraina: I Vola]
2Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [Wresinski: Mahantra]

Entry mailo
Part of speech noun
French translation  [Bara, Betsimisaraka] (« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Solanum nodiflorum

Updated on 2021/01/17