Entry maiky
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taimoro] may; maina [Rakotosaona 1972]
   [Bara] may, maina: Alao teo ny siky fa maiky [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] maina [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/09/01