| Entry | 1 mai-molotra |
| Elementary words | 2 maina, 3 molotra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1] |
| Examples |
6 Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!"
[2.69#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|