Entry mahiratra (hiratra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra
¶ Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina
¶ Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [Rajemisa 1985]
English definition to have one's eyes open; to be able to see [Hallanger 1973]
French definition  [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 

Entry mahiratra
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mitandrina [Rakotosaona 1972]

2011/03/20