Entry mahery vintana (hery, vintana)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [Rajemisa 1985]

Entry mahery vintaña
Part of speech expression
Malagasy definition  [Betsimisaraka] mazan-doha, adaladala, mahery setra [Rakotosaona 1975]

Updated on 2011/01/20