Entry mahavokatra (vokatra)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra [1.1]
 Lonaka, zina [1.13]
Explanations in English To yield, to bear fruit [1.7]
Explanations in French Porter des fruits, produire [1.8]
 Productif, fertile [1.13]
 Qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz) [1.196]
Examples 
1Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao. [2.472]
2ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. [1.357]
Morphology 
Present : mahavokatra
Past : nahavokatra
Future : hahavokatra
Antonyms 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20