Entry mahavoafady (voafady (fady))
Part of speech active verb
English translation to cause disgrace by overstepping taboo [Hallanger 1973]
French translation se déshonorer en violant un tabou [Hallanger 1974]
Morphology 
mahavoafady
nahavoafady
hahavoafady
Synonyms mamoafady
Examples 
1Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady; [Baiboly: 52.1.26]
2fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [Dahle: Angano, page 161]
Quotes 

Updated on 2020/07/31