|
|
|
|

Entry 1  mahavelombelona
Root  2 velombelona
Part of speech  3  adjective
Examples  4  mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime) [1.3#825]
5  Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy [2.285#191]
6  misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao [2.296#112]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2026/02/26