|
|
|
|

Entry1  mahatanora
Root  2 tanora
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Mahatonga ho tanora: Mahatanora anao izao hety izao
5 (maha-tanora) Antony ilazana fa tanora: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [1.1]

Anagrams  6 amotrahana, 7 mahatanora, 8 mahatorana

Updated on 2025/09/12