| Entry | 1 mahatafintohina |
| Root | 2tafintohina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra.
5Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy. [1.1#556] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|