| Entry | 1 mahasehaka |
| Root | 2 sehaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity
5 Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [1.1] |
| All compound words | 6 tsy mahasehaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|