| Entry | 1 maharotsingala |
| Elementary words | 2 maharo, 3 tsingala |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 Vifotsy loadoaka madinika atao hitsiririhan' ny rano amin' ny siny fanondrahana anana (jereo masoarivo).
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|