Entry maharitraritra
Part of speech adjective
Morphology 
maharitraritra
naharitraritra
haharitraritra
Compound words, titles, names 
Examples 
1mangina maharitraritra koa vao miteny indray. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
2natao maharitraritra kokoa ny famanana azy, mba hampahateza tsara ny asany. [Ramangamalefaka: Solony]
3RASALIMO (Mivoaka maharitraritra dia miverina moramora - mampitsangana an-dRadama. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
4Izao anefa dia tsinjony fa mety hampidi-doza azy ny fitoerana maharitraritra kokoa. [White: Patriarka]

2019/12/28