Entry maharitrafo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vilany vita amin' ny vifotsy na takela-by natao vonobainona fa tsy tsinginina, izay matetika ampiasain' ny olona voatery mandeha lava, toy ny mpandroaka sarety [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31