Entry | mahamerameraña | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mahafinaritra: Mahamerameraña soasoa ro aba ny mitaroña sy mitreke amin'iñy ampela iñy (Mahafinaritra tokoa ranona ny miteny sy miresaka amin'iny vehivavy iny) [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |