| Entry | 1 mahamamomamo |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] mahasosotra: Mba mavitrivitrika roke liaka fa save mahamamomamo ahy ny zahatovo dia kodredretsa loatsa (Mba mavitribitrika leitsy fa tena mahasosotra ahy ny zatovo dia kanosa loatra)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|