|
|
|
|

Entry1 mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona
Elementary words  2mahalala, 3folo, 4tena, 5iray, 6olona
Part of speech  7 locution
Explanations in Malagasy  8 ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala [1.1]
Synonyms  9mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa

Updated on 2025/09/12