|
|
|
|

Entry 1  mahahery
Root  2 hery
Part of speech  3  adjective
Examples  4  Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany; [2.996]
5  Telo no lopy : ny anankiray lopin-dandy, ny anankiray lopy tsy mahahery, ary ny anankiray trano fandrian-dopy. [2.69#248]
6  lanareo avy amin'ny nosy lehibe kokoa noho ity nanirahany anareo, fa mihoatra noho ny anareo amin'izay zavatra mahalehibe ny tany sy mahahery azy. [2.366#184]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Combinations  10  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26