Entry mahafongotra (fongotra)
Part of speech adjective
French definition qui ruine ou peut ruiner [Abinal 1888]
Morphology 
mahafongotra
nahafongotra
hahafongotra
Examples Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [Andriamalala: Fanagasiana]

Updated on 2014/01/04