|
|
|
|

Entry 1  mahafadiranovana
Root  2 fadiranovana
Part of speech  3  adjective
Examples  4  Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. [2.4#37]
5  Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. [2.499#29]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2026/02/26