Entry mahady (ady)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Afaka na tia miady: Tsy mahady aminao aho fa mitandro ny voninahitro [Rajemisa 1985]
French translation   Qui combat ou peut combattre [Abinal 1888]

Updated on 2013/09/04