| Entry | 1 mahadiky |
| Root | 2 diky |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahasosotra noho ny loto na ny zavatra maharikoriko ao anatiny: Mahadiky itỳ tranompako ity, fa misy rano maintimainty mitsininika avy ao [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|