|
|
|
|

Entry1 mahabotry
Root  2botry
Part of speech  3 active verb
Explanations in English  4 to stunt; to make destitute [1.2, 1.7]
5 to dwarf [1.2]
Explanations in French  6 qui rend rabougri ; qui ruine [1.8]
Examples  7 afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285#]
8 Koa ialako aminareo rehetra, tompoko, ny tsiny, fandrao maharava harena, ndrao mahabotry terak' omby, ndrao mahafohy tera-bary, ndrao mahakely vody saonjo, ndrao mahafolaka an-datony, ary ndrao mahakizo fara. [2.346#10]
Morphology 
9 Present :
10 Past :
11 Future :
Proverbs  12 Proverbs containing that word

Anagrams  13 ambihotra, 14 ambohitra, Ambohitra, 15 mahabotry

Updated on 2025/11/03