| Entry | 1 mafy vava |
| Elementary words | 2 mafy, 3 vava |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|