| Entry | 1 mafiaka |
| Root | 2 fiaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany:
5 Saika may itỳ hena itỳ ka nanjary nafiaka [1.1] |
| Anagrams | 6 famaika, 7 famiaka, 8 mafaika, mafiaka, 9 miafaka |
| Updated on 2025/11/17 |
|